TONDROMOMBA MADAGASIKARA Tondro momba ny fanolorana fikarakarana NY FANOLARAMA FIKARAKARANA FANABEAZANA | MARTSA 2017 Fanabezana | Fahasalamana Nanao fanadihadiana manerana an’i Madagasikara ny ekipa TFF ka nitsidika sekoly 473. Notombanany tamin’izany ny fahaizan’ny mpampianatra 2 130, nozahany ny fahatongavan’ny mpampianatra miisa 2 475 any ampiasana ary nampanaoviny fitsapa-pahalalana ny mpianatra miisa 3 960 ao amin’ny kilasin’ny taona faha-4 (T4). Azo antsaina tamin’ny vokatry izany fanadihadiana izany ny kalitaon’ny fanabeazana atolotra ny zaza malagasy sy ny tontolo ianarany. Anisan’ny mamaritra ny fahafahan’ny firenena iray mampitombo ny harinkareny ny fanabeazana fototra. Noho izany dia tokony ataon’i Madagasikara laharam-pamehana ny famahana ireo olana maro manembatsembana ny fanolorana fanabeazana toy ny fahasimban’ny fotodrafitrasa sy ny tsy fahatongavan’ny mpampianatra matetika manao ny asany. Ny nivohitra Tondro momba ny fanolorana fikarakarana eo amin’ny sehatry ny fanabeazana tamin’ny Talen-tsekoly Fisian’ny entimiasa Vokatry ny fanadihadiana ■ Tsy tao an-tsekoly 37% fianarana Fisian’ny entimiasa Mpampianatra ■ Tsy tao an-tsekoly 31% §§Nahitana lesoka goavana ny sekoly ■ Tsy tao an-dakilasy 38% ■ Marika azo tamin’ny malagasy eo amin’ny entimiasa. Ny ■ Fotodrafitrasa 27% fanombanana 38% 20 isan-jaton’ny sekoly monja mantsy ■ Fananana fahalalana kely ■ Fitaovan-pampianarana 65% indrindra takiana 0,1% ■ Fahalalan’ny mpianatra 51% no nahitana ny fotodrafitrasa kely ■ Mpianatra manana boky ■ Kajy 57% indrindra tokony ananany: 37 isan- fianarana 10% ■ Frantsay 44% Mpianatra jaton’ny sekoly no nanana kabone ■ Mpianatra isan-dakilasy 18 ■ Tsy tao an-tsekoly 22% mandeha tsara ho an’ny mpianatra; ny 56 isan-jato dia tsy nanana rano fisotro madio ary ny 20 isan-jaton’ny Fahafaha-mampianatra efitra fianarana dia tsy ampy hazavana ahitana ny solaitra §§Ahitana lesoka makadiry ny mpampianatra eto Madagasikara be avy any amin’ny dabilio farany aoriana. Mpianatra iray ao raha ny fahalalana ananany sy ny fahaizany mampianatra no anatin’ny folo an-dakilasy no mba manana boky fianarana resahina. Ny ankamaroan’izy ireo, mba tsy hilazana hoe ny rehetra, frantsay na kajy ary zara raha misy manana boky ny mpianatra dia tsy manana ny fahalalana sy ny fahaiza-mampianatra takiana ivelan’Antananarivo. Ireo kilasy notsidihana dia nahitana amina mpampianatra. Ny naoty azon’izy ireo tamin’ny fitsapa- fa vitsy ny isan’ny mpianatra isaky ny mpampianatra satria pahalalana teny frantsay sy kajy dia 38 isan-jato raha atao ny 18 monja ao amin’ny taona faha-4. salanisa ary mpampianatra 1 monja ao anatin’ny arivo no nahazo Ezaky ny mpampianatra naoty mihoatra ny 80 isan-jato rehefa atambatra ny fanadinana. §§Tsy tratra tao an-tsekoliny ny 31 isan-jaton’ny mpampianatra §§Ny 20 isan-jaton’ny mpampianatra eo ho eo dia tsy nahay tamin’ny fotoan’ny fanadihadiana raha atao ny salanisa. Mbola nanala isa ahitana tarehimarika roa (toy ny hoe 86-55) ary ny 55 ambony noho izany ny tsy fahatongavan’ny talen-tsekoly satria isan-jato dia tsy nahavita nanampy isa amam-paingo (toy ny hoe ny 37 isan-jaton’izy ireo dia tsy tao an-tsekoly. Hita ihany koa 0,24 + 0,57). fa betsaka kokoa ny tahan’ny fahatongavan’ny mpampianatra Nisy ihany ny mampianatra nahazo naoty tsara ary ny 10 isan- §§ rehefa tsy eo ny talen-tsekoly. Saika ao an-dakilasy hatrany ny jato tsara indrindra dia nahazo naoty mihoatra ny 63 isan-jato mpampianatra eto Madagasikara rehefa tonga any an-tsekoly: 38 tamin’ny fitsapa-pahalalana frantsay sy kajy mitambatra. Ny isan-jaton’ny mpampianatra mantsy no tsy hita tao an-dakilasy, naoty azony tamin’ny kajy dia 78 isan-jato izay saika avo roa heny izay ambony kelin’ny tahan’ny tsy fahatongavana ao an-tsekoly. ny salanisan’ny mpampianatra manerana an’i Madagasikara (45 Rehefa ao an-dakilasy indray ny mpampianatra dia 4 isan- isan-jato). jaton’ny fotoana laniany dia lany amin’ny hetsika hafa ankoatry ny fampianarana. Araka izany dia 3 ora sy 09 minitra isan’andro ihany Ny fahaizana sy ny fahatongavan’ny no tena ianaran’ny mpianatra raha tokony ho 5 ora sy 12 minitra. mpianatra an-sekoly §§Anisan’ny tena mamaritra ny tsy fahatongavana na §§Tsy mifanalavitra amin’ny salanisan’ny mpianatra eo amin’ireo fahatongavan’ny mpampianatra ny maha-eo na tsy eo ny firenena hafa nanaovana ny fanadihadihana TFF ny fahaizan’ny talen-tsekoly. Miakatra ho avo roa heny ny tsy fahatongavan’ny mpianatra malagasy satria 51 isan-jato. Tsara kokoa ny naoty mpampianatra any amin’ny sekolim-panjakana rehefa tsy eo ny azon’ny mpianatra malagasy tamin’ny kajy (57 isan-jato) raha tale (izany hoe 55 isan-jato rehefa tsy eo ny tale ary 22 isan-jato oharina amin’ny frantasy (44 isan-jato). Nampivohitra lesoka rehefa eo ny tale). goavana ihany anefa ny fanadinana: 52 isan-jaton’ny mpianatra Raihona Atakhodjayeva, Mpandalina sy Waly Wane, Ekonimista Ambony ary Mpitarika ny Programa Tondro momba ny Fanolorana Fikarakarana (Banky Iraisampirenena) no nanoratra ny tatitra fototra amin’ny teny anglisy. Ny fandikan-teny dia nataon’ny Litera Madagasikara ihany no mahay mikajy ny 6 ÷ 3 ary ny 30 isan-jato ihany no nahita ny valin’ny kajy tsotsotra 7 x 8. Tsara lavitra ny fahaizan’ny mpianatra amin’ny sekoly tsy miankina amin’ny fanjakana sy ny sekoly an-tanandehibe amin’ny taranja rehetra raha oharina amin’ny mpianatra amin’ny sekoly hafa. §§Hita tamin’ny fanadihadiana TFF fa tsy tao an-dakilasy ny 22 isan-jaton’ny mpianatra tamin’ny fotoana fitsidihana ny sekoly. Manampy trotraka ny tsy firotsahana ny ankizy maro an-tsekoly izany tsy fahatongavana mianatra izany. Miralenta §§Mifanantsahana ny isan’ny ankizilahy sy ankizivavy eo amin’ny fanabeazana fototra eto Madagasikara. Vehivavy ny ankamaroan’ny mpampianatra (67 isan-jato) fa 42 isan- jato monjan’ny tale no vehivavy. §§Raha jerena ny fifandraisana misy eo amin’ny fahaizan’ny mpianatra sy ny mahalehilahy na mahavehivavy ny mpampianatra dia hita fa tsara kokoa ny naoty azon’ny mpianatra eo amin’ny taranja frantsay rehefa vehivavy no mampianatra azy. Inona no mampiavaka ireo sekoly ao an-dakilasy satria tsy hita mazava avy eny amin’ny mahomby indrindra? dabilio farany aoriana ny solaitra be ao amin’ny 22 isan- §§Rehefa ampitahaina ireo 5 isan-jaton’ny sekoly nisy ny jaton’ny efitra fianarana. mpianatra nahazo naoty ambony indrindra sy ireo 95 isan- Tsy ampy be dia be ny fotodrafitrasa ary maro be koa jato ambiny dia izao no tsikaritra: ambany dimy heny ny ireo mpianatra no tsy manana boky fianarana an- tsy fahatongavan’ny mpampianatra amin’ireo sekoly ireo (6 dakilasy. Sekoly iray ao anatin’ny telo (30 isan-jato) no isan-jato sy 32 isan-jato); ambony kokoa ny naoty azon’ny tsy manana kabone ary misy fahasamihafana be eo mpianany amin’ny taranja rehetra (52 isan-jato sy 37 isan- amin’ny sekolim-panjakana (37,4 isan-jato) sy ny sekoly jato amin’ny frantsay, 53 isan-jato sy 44 isan-jato amin’ny tsy miankina (8,1 isan-jato) amin’io lafiny iray io. Olana kajy); tsara kokoa ny fotodrafitrasa eo aminy (78 isan-jato lehibe ihany koa ny fahazoana rano madio indrindra ho sy 39 isan-jato); ary maro kokoa ny tahan’ny mpampianatra an’ireo sekolim-panjakana: ny 28,8 isan-jaton’izy ireo dia vehivavy ao aminy (100 isan-jato sy 60 isan-jato). tsy nahitana tobin-drano ary ny 34,8 isan-jato kosa dia nahitana tobin-drano nefa tsy azo antoka sy madio. Vokatry ny TFF Amin’ny ankapobeny (87 isan-jato) dia tsy nisy nanana boky fianarana ny ankizy tao amin’ny kilasy T4 ary ny 10,3 isan-jaton’ny mpianatra an-dakilasy ihany no Fisian’ny entimiasa nampiasa boky tao an-dakilasy. Misy fahasamihafana be Azo lazaina ho tsaratsara ihany ny vokatry ny sekoly amin’ireo sekoly tsy miankina sy ny sekolim-panjakana fanabeazana fototra eto Madagasikara raha ny eo andaniny ary eo amin’ireo samy faritany etsy ankilany fitaovam-pampianarana na fianarana no resahina: raha ny fotodrafitrasa sy ny fisian’ny boky fianarana no nahitana solaitra be ny ankamaroan’izy ireo ary saika ny resahina. mpianatra rehetra no nanana penina na pensily hazo sy kahie na solaitra anoratana. Tsy ampy anefa ny hazavana Ezaky ny mpampianatra: Inona no ataon’ny mpampianatra? KISARY 1. Fotodrafitrasa sy boky fianarana amin’ny Tsy maintsy ao an-tsekoly sy ao an-dakilasy ny sekoly manerana ireo faritany mampianatra ary tsy maintsy mampianatra raha tiana ho vanona ny fianaran’ny ankizy. Asehon’ny fanadihadihana 42 TFF anefa fa ny 31 isan-jaton’ny mpampianatra dia tsy tao an-tsekoly tamin’ny fotoanan’ny fitsidihana 27 26 tsy misy fampilazana. Araka izany very ny 1 ora sy 35 18 minitra fampianarana. Ankoatra izay, ny 10 isan-jaton’ny mpampianatra izay tonga tao an-tsekoly dia tsy tao an- 9 4 4 7 dakilasy akory amin’ny fotoana tokony ampianarany ka 3 3 2 0 mbola very 23 minitra indray ny fotoana fampianarana. Rehefa ao an-dakilasy kosa ny mpampianatra dia ny 4 Antananarivo Fianarantsoa Toamasina Mahajanga Toliary Antsiranana isan-jaton’ny fotoanany dia tsy ampianarany ka miampy 5 minitra ny fotoana very tsy ianarana. Rehefa atambatra ireo fotoana very rehetra ireo dia hita fa 39 isan-jaton’ny Fotodrafitrasa kely Ampahany manana indrindra tokony ananana boky fianarana fotoana tokony ianarany ihany no tena mianatra ny mpianatra malagasy. 2 TONDRO MOMBA NY FANOLORANA FIKARAKARANA ETO MADAGASIKARA ■ FANABEAZANA Matetika koa no tsy tonga ao KISARY 2 : Aiza no misy ny mpampianatra amin’ny fotoana fitsidihana tsy misy fampilazana? an-tsekoly ny tale ary io tsy fahatongavany io no tena mitarika Raha 100 ny isan’ny mpampianatra dia... tsy fahatongavan’ny mpampianatra. 61 tao an- 1 tao an-dakilasy fa dakilasy ka tsy mampianatra mampianatra 7 tao an-tsekoly Matetika koa no tsy tonga ao an-tsekoly ny tale fa tsy tao ary io tsy fahatongavany io no tena mitarika tsy andakilasy fahatongavan’ny mpampianatra, indrindra eo amin’ny sekolim-panjakana. Manatombo isan-jato 33 ny tsy fahatongavan’ny mpampianatra rehefa tsy tonga ny tale eo amin’ny sekoly fanabeazana fototra tantanan’ny fanjakana: 22 isan-jato ny tahan’ny tsy fahatongavan’ny mpampianatra rehefa eo ny tale fa 55 isan-jato kosa 31 tsy tao-an-tsekoly rehefa tsy eo ny tale. Any amin’ny sekoly ambanivohitra no tena misongadina io tranga io. Fahafaha-mampianatra: manao ahoana ny fahalalan’ny mpampianatra? KISARY 3 : Tsy fahatongavan’ny tale sy tsy fahatongavan’ny mpampianatra: lasa ny mamba Voafehin’ny mpampianatra ve ny fandaharam- misosoka ny voay pianarana tokony ampianariny? Manohina ny mahita 55 55 54 fa mampianatra iray monja ao anatin’ny 1 000 no mahafehy ny 80 isan-jaton’ny fandaharam-pianaran’ny Misy elanelana isan-jato kilasy T4. Tsy misy na dia mpampianatra iray aza Tsy misy 38 36 ny tsy nahazo ny naoty 80 isan-jato na mihoatra tamin’ny elanelany firy eo fahatongavana taranja frantsay ary 6,3 isan-jato monja no nahazo ny amin’ny sekoly tsy 22 naoty kely indindra azo ekena amin’ny taranja kajy. Ny miankina 19 fitsapa-pahalalana tamin’ny taranja frantsay dia nitaky 12 9 ny mpampianatra hanitsy taratasy iray misy diso 22 (tsipelina, renintsoratra, voambolana, sns.) nefa diso 1,7 monja no hitan’ny mpampianatra raha atao ny salanisa. Fitambaran’ny Fitambaran’ny Sekolim-panjakana Sekolim-panjakana sekoly tsy miankina sekolim-panjakana an-tanandehibe ambanivohitra Raha ny taranja kajy indray no resahina dia 45 isan-jato ny salanisan’ny naotin’ny mampianatra ary mifanalavitra be Tsy eo ny tale Eo ny tale (elanelana isan-jato 22) ny naoty azon’ny mampianatra tamin’ny kajy tsotsotra sy ny kajy sarotsarotra amin’ny fandaharam-pianarana. Araka izany mora ho an’ny mpampianatra ny asamarika tsotra toy ny manampy isa ahitana tarehimarika roa na telo (95 isan-jato sy 86 KISARY 4 : Salan’isan’ny naoty azon’ny mpampianatra isan-jato) raha oharina amin’ny asamarika sarotsarotra tamin’ny frantsay, kajy sy fahaiza-mampianatra (isan-jato) toy ny fampitahana ampahany. Ambany lavitra ny 50 45 47 45 vokatra azon’ny mpampianatra FRAM – indrindra ireo tsy 44 mahazo vatsim-panjakana, raha oharina amin’ny sokajim- pampianatra hafa. Ambonin’ny salanisan’ny rehetra ny 33 26 28 27 naoty azon’ireo mampianatra nahavita fianarana bebe 23 24 22 23 22 23 kokoa sy nahazo fiofana ho mpampianatra. Tsy misy na dia mpampianatra iray aza nahazo ny naoty 80 isan-jato na Madagasikara An-tanandehibe Ambanivohitra Sekoly Sekolim- tsy miankina panjakana mihoatra tamin’ny taranja frantsay Kajy Frantsay Fahaiza-mampianatra ary 6,3 isan-jato monja no nahazo ny naoty kely indindra azo ekena Sarotra ho azy ireo tokoa mantsy ny manomana drafi-pampianarana amin’ny taranja kajy (isa 34 ao anatin’ny 100), ny manombana ny soratanan’ny mpianatra (isa 18 ao anatin’ny 100) sy ny misintona fehin-kevitra momba ny fianaran’ny ankizy avy amin’ny naoty azon’ny mpianatra (isa 9 ao anatin’ny 100). Ambany hatrany ny naoty azo tamin’ny taranja fahaiza- Fahaizana sy fahatongavan’ny mpianatra mampianatra raha oharina amin’ny kajy ary mitovitovy amin’ny marika azo tamin’ny taranja frantsay. Raha an-tsekoly atao ny salanisa dia isa 24 ao anatin’ny 100 no azon’ny Na dia ratsy aza ny toerana ianarany ary na dia tsy dia mahay firy aza mampianatra raha ny fahaiza-mampianatra no resahina. ny mpampianany dia tsy latsa-danja amin’ny fahaizan’ireo mpianatra TONDRO MOMBA NY FANOLORANA FIKARAKARANA ETO MADAGASIKARA ■ FANABEAZANA 3 Inona no mampiavaka ireo sekoly KYSARY 5 : Fahaizan’ny mpianatra - salanisa azony mahazo vokatra tsara? tamin’ny taranja frantsay sy kajy (isan-jato) Tsy mahagaga fa ny sekoly tsara vokatra dia ireo izay 71 65 65 manana fotodrafitrasa sy mpampianatra tsaratsara kokoa 55 57 56 58 ary manana boky fampianarana maro isa kokoa. Ny 54 46 salanisan’ny naoty azon’ireo mpianatra amin’ny sekoly 5 40 40 43 isan-jato nahomby indrindra dia 84 isan-jato raha 48 isan- jato izany amin’ireo sekoly 95 isan-jato ambiny. Mpianatra 3 ao anatin’ny 4 amin’ny sekoly nahomby indrindra no nahazo naoty 78 na mihoatra. Ambany dimy heny ny tsy fahatangovan’ny mpampianatra amin’ireny sekoly ireny (6 An-tanan- Ambani- Fanjakana Tsy Ankizilahy Ankizivavy isan-jato ampitahaina amin’ny 32 isan-jato) ary ambony dehibe vohitra miankina lavitra ny naoty azon’ireo mpampianatra ireo tamin’ny Taoerana misy ny sekoly Tompon’ny sekoly fanadinana taranja frantsay, kajy sy fahaiza-mampianatra. Mahalana kokoa no tsy tonga miasa ny talen’ireo sekoly Kajy Frantsay ireo (16 isan-jato ampitahaina amin’ny 38 isan-jato). Tsara kokoa ny fotodrafitrasan’ny sekoly ary ambony kokoa ny KISARY 6 : Fampitahana ny sekoly 5 isan-jato mahomby tahan’ny mpianatra manana boky fianarana (39 isan-jato indrindra amin’ireo sekoly hafa ambiny ampitahaina amin’ny 9 isan-jato). Vehivavy avokoa ireo mpampianatra amin’ireo sekoly 5 isan-jato mahomby Tsy fahatongavana 32% indrindra. an-tsekoly 6% Tsy fahatongavana 40% Aiza ho aiza no misy an’i Madagasikara an-dakilasy 14% raha oharina amin’ireo firenena hafa An-tsekoly fa tsy ao an-dakilasy 12% nanaovana ny fanadihadiana TFF? 8% 38% Latsa-danja i Madagasikara raha ny fisian’ny entimiasa, Tsy fahantongavan’ny tale 16% ny ezaky ny mpampianatra sy ny fahaizan’izy ireo no Faharetan’ny 36% resahina. Madagasikara no alohan’ny farany raha ny fotoam-pampianara fotodrafitrasa no jerena: ny 20 isan-jaton’ny sekoly ihany (%’ny tokony ho izy) 56% 37% no manana ny fotodrafitrasa kely indrindra tokony Salanisan’ny naoty amin’ny frantsay 52% ananany raha 59 isan-jato izany taha izany any Kenya ary Salanisan’ny naoty 44% 53 isan-jato any Ouganda. Ny sekoly any Nigeria ihany amin’ny kajy 53% no ratsy fotodrafitrasa kokoa noho ny eto Madagasikara Salanisan’ny naoty amin’ny satria ny 18 isan-jato monja no manana ny fotodrafitrasa 23% fahaiza-mampianatra 28% kely indrindra tokony ananana. Mbola alohan’ny farany eo anoloan’i Ouganda ny mpianatra malagasy raha ny Hafa Sekoly 5% mahomby indrindra fananana boky fianarana no resahina: 10 isan-jaton’ny mpianatra malagasy no nanana boky fianarana teo any amin’ireo firenena hafa nanaovana ny fanadihadiana ampelatanany teo amin’ireo kilasy notsidihana raha 25 TFF ny fahaizan’ny mpianatra malagasy satria 51 isan-jato isan-jato izany taha izany any Tanzania, 38 isan-jato any ny naoty azony. Toy ireo mampianatra azy anefa dia tsara Nigeria ary 68 izan-jato any Mozambika sy Togo. kokoa ny vokatra azony tamin’ny kajy (57 isan-jato) raha Ambany toy ny an’ny mpampianatra any Mozambika, oharina amin’ny taranja frantsay (44 isan-jato). Na dia Nigeria sy Togo ny naoty azon’ny mpampianatra malagasy izany aza dia nampibaribary lesoka goavana ny fitsapa- tamin’ny fitsapa-pahalalana. Teto Madagasikara no nahitana pahalalana natao satria hita fa 52 isan-jaton’ny mpianatra ny taha ambany indrindra amin’ireo mpampianatra amin’ny kilasy T4 ihany no mahay mikajy ny 6 ÷ 3 ary 30 nahazo ny marika 80 isan-jato izay naoty ambany indrindra isan-jato ihany no mahay ny asamarika tsotsotra 7x8. azo ekena. Ny 0,1 isan-jaton’ny mpampianatra malagasy Ambony kokoa ny fahaizan’ny mpianatra amin’ny sekoly ihany no nanana ny fahalalana kely indrindra azo ekena tsy miankina sy an-tanandehibe amin’ny taranja frantsay raha 40 isan-jato izany taha izany any Kenya, 21 isan-jato sy kajy raha oharina amin’ireo mpianatra amin’ny sekoly tsy any Tanzania ary 20 isan-jato any Ouganda. Na dia simba miankina any ambanivohitra. Tsy misy fahasamihafana eo sy tsy zarizary aza ny sekoly ianarany ka tsy mahay firy amin’ny fahaizan’ny ankizilahy sy ankizivavy satria zara raha ny mpampianany dia saika ambony noho ny mpianatra manatombo ny naoty azon’ny ankizilahy tamin’ireo taranja amin’ny ankamaroan’ny firenena fampitaha hatrany ny roa ireo. Ambany kokoa ny marika azon’ny mpianatra naoty azon’ny mpianatra malagasy. zokiny (izay niditra antsekoly taratara kokoa na mamerin- taona) raha oharina amin’ny mpianatra zandriny. Midika inona ho an’i Maro loatra ireo zaza malagasy nirotsaka an-tsekoly nefa Madagasikara ireo voka- tsy tonga mianatra. Nasehon’ny fanadihadiana TFF fa 22 isan-jaton’ny mpianatra misoratra anarana amin’ny panadihadiana ireo? kilasy T4 no tsy tonga tamin’ny fotoana fitsidihana. Tsy maintsy miezaka mampitombo ny harinkareny Matetika kokoa no manapaka fianarana ny ankizy any amin’ny fomba mavitrika, mitohy sy mampandray anjara ambanivohitra (24 isan-jato) raha oharina amin’ny any ny rehetra i Madagasikara raha te hiarina avy amin’ny an-tanandehibe. fahantrana lavareny izay niainany. Mitaky mponina 4 TONDRO MOMBA NY FANOLORANA FIKARAKARANA ETO MADAGASIKARA ■ FANABEAZANA ampy fianarana sy tsara ofana anefa izany ka tokony amin’ny fidiram-bola sy hatsaran’ny fiainana izany rehefa hiezahan’i Madagasikara. ela ny ela ary hanimba ny ezaka hisian’ny fandrosoana Nasehon’ny fanadihadiana TFF 2016 fa ratsy kalitao ny andraisan’ny rehetra tombontsoa sy ahatonga ny fanoloran’i Madagasikara fanabezana ho an’ny ankizy firenena hiray hina sy hanan-karena. amin’ny lafiny maro. Tsy ampy ny fotodrafitrasa sy Indreto misy fepetra tokony hodinihana ny fahazoana rano madio amin’ny sekoly fanabeazana hantanterahana azy mba hanatsarana ny kalitaon’ny fototra. Mbola mampanahy lavitra noho izany anefa fanabeazana eto Madagasikara sy hampandraisana anjara ny tsy fahatongavana matetika hita teo amin’ny ny sehatry ny fanabeazana amin’ny fampandrosoana: mpampianatra sy ny tsy fahampian’ny fahalalan’izy (i) ampitomboina ny fampiasana ny tenin-drazana eo ireo izay ambany dia ambany. Tsy hisy vokany ireo amin’ny fampianara any amin’ireo kilasy ambany; (ii) ezaka ataon’i Madagasikara mba hanana mponina sy hamafisina ny fanofanana ny mpampianatra alohan’ny mpiasa ampy fianarana raha tsy vahana haingana ireo handraisany asa sy eo amperinasa mba hanatsarana ny olana manembatsembana ny fanolorana fanabeazana fahalalanany ny taranja sy ny fahaizany mampianatra; ireo. Nasehon’ny fanadihadiana TFF ihany koa fa misy (iii) hamafisina ny fitantanana ny sekoly eny ifotony fitongilanana be eo amin’ny fanolorana fanabeazana eo mba ho mafimafy kokoa ny tamberinadidy eo amin’ny amin’ny samy faritany ka mety hitarika tsy fitoviana be eo sekoly fanabeazana fototra eto Madagasikara. Indray topy maso FAFANA 1: Fampitahana ny vokatran’ny TFF momba ny fanabeazana eo amin’ny faritra ambanivohitra sy an-tanandehibe manerana an’i Madagasikara Antanan- Tsy mi- Ambanivo- An-tanan- dehibe, Ambanivohitra, Tondro MADAGASIKARA ankina Fanjakana hitra dehibe fanjakana fanjakana FIANARAN’NY MPIANATRA Salanisa tamin’ny fitsapa-pahalalana 50,6 61,1 46,6 47,8 68,1 55,4 45,8 (frantsay sy kajy) Frantsay 44,5 57,0 39,7 40,1 71,2 56,7 38,1 Kajy 56,7 65,2 53,5 55,4 64,9 54,2 53,4 FAHALALAN’NY MPAMPIANATRA (FAHAFAHA-MAMPIANATRA) Fahalalana kely indrindra tokony 0,1 0,1 0,1 0,6 0,0 0,9 0,0 ananana (frantsay sy kajy) Salanisan’ny marika azo tamin’ny fitsapa-pahalalana (frantsay, kajy sy 30,7 34,9 29,5 35,2 29,8 34,2 28,9 fahaiza-mampianatra) NY ATAON’NY MPAMPIANATRA (EZAKA) Tahan’ny tsy fahatongavana an- 30,6 14,4 35,9 31,9 24,3 41,8 35,1 tsekoly (% mpampianatra) Tahan’ny tsy fahatongavana an- 37,8 24,4 42,2 39,3 30,9 47,7 41,5 dakilasy (% mpampianatra) Faharetan’ny fotoana fampianarana 3o 09min 3o 50min 2o 56min 3o 05min 3o 46min 2o 37min 2o 57min Faharetan’ny fotoana fampianarana 5o 12min 5o 38min 5o 03min 5o 11min 5o 21min 4o 58min 5o 03min raha ny tokony ho izy ENTIMIASA EO AM-PELATANAN’NY MPAMPIANATRA Isan’ny mpianatra isa-mpampianatra 36,6 28,4 38,3 36,7 29,0 36,5 38,4 Isan’ny mpianatra isa-mpampianatra 17,6 19,9 16,9 17,0 22,9 27,2 16,3 hita (kilasy T4) Ampahan’ny mpianatra manana boky 10,3 21,1 6,8 9,1 20,1 7,0 6,8 fianarana Fisian’ny entimiasa kely indrindra 65,0 64,6 65,1 64,8 66,6 52,3 65,9 tokony ananana Fisian’ny fotodrafitrasa kely 20,2 32,9 16,0 18,1 37,1 21,9 15,7 indrindra tokony ananana TONDRO MOMBA NY FANOLORANA FIKARAKARANA ETO MADAGASIKARA ■ FANABEAZANA 5 FAFANA 2 : Fampitahana ny vokatry ny fanadihadiana TFF Fanabeazana eo amin’ny firenena vitsivitsy (sekolim-panjakana ihany) MADAGASIKARA Salanisa Niger Tanzania Kenya Mozambika Nigeria** Senegaly Tanzania Togo Oganda 2016 TFF 2015 2014 2012 2014 2013 2011 2011 2013 2013 FIANARAN’NY MPIANATRA Naoty azo tamin’ny fitsapa-pahalalana 50,6 49,6 21,3 40,1+* 72,0 20,8 32,2 n/c n/c 45,7 48,6 frantsay sy kajy ; % Naoty azo tamin’ny fitsapa-pahalalana 44,5 49,5 21,7 36,5+* 75,4 18,7 31,4 n/c n/c 45,5 47,1 frantsay Naoty azo tamin’ny 56,8 47,3 11,5 58,2 59,0 25,1 31,9 n/c n/c 44,6 43,4 fitsapa-pahalalana kajy FAHALALAN’NY MPAMPIANATRA (FAHAFAHA-MAMPIANATRA) Fahalalana kely indrindra tokony 0,1 14,6 0,0 21,5 40,4 0,3 3,7 n/c n/c 1,6 19,5 ananana Marika azo tamin’ny fitsapa-pahalalana 33,2 43,0 33,3 48,3 57,1 26,9 32,9 n/c n/c 35,6 45,3 (taranja rehetra) NY ATAON’NY MPAMPIANATRA (EZAKA) Tahan’ny tsy fahatongavana 30,6 18,6 16,6 14,4 14,1 44,8 13,7 18,0 23,0 20,5 26,0 an-tsekoly Tahan’ny tsy fahatongavana 37,8 39,8 27,0 46,7 42,1 56,2 19,1 29,0 53,0 35,8 52,8 an-dakilasy Faharetan’ny fotoana fampianarana raha ny 5o 12m 5o 34m 5o 40m 5o 54m 5o 37m 4o 17m 4o 53m 4o 36m 5o 12m 5o 29m 7o 18m tokony ho izy Faharetan’ny fotoana 3o 09m 3o 02m 4o 23m 2o 46m 2o 49m 1o 41m 3o 26m 3o 15m 2o 04m 3o 29m 3o 18m fampianarana ENTIMIASA EO AM-PELATANANA Isan’ny mpianatra 17,6 40,4 38,1 43,5 35,2 21,4 21,6 27,2 52,0 29,7 47,9 isa-mpampianatra hita Ampahan’ny mpianatra 10,3 37,1 8,7 25,3 48,0 68,1 38,2 18,0 19,7 68,5 5,0 manana boky fianarana Fitaovam-pampianarana kely indrindra tokony 65 60,5 23,4 61,4 78,8 76,8 54,8 n/c n/c 26,4 80,6 ananana Fotodrafitrasa kely indrindra tokony 20,2 38,1 19,7 40,4 59,5 29,1 18,5 n/c n/c 22,3 53,7 ananana Fanamarihana: (*) Vitsy loatra ireo sekoly tsy miankina tamin’ity fihodinana faharoa ity ka ny sekolim-panjakana ihany no noraisina. (**) Ny isa ho an’i Nigeria dia salanisan’ireo Fanjakana efatra nohadihadiana dia i Anambra, Bauchi, Ekiti sy Niger. 6 TONDRO MOMBA NY FANOLORANA FIKARAKARANA ETO MADAGASIKARA ■ FANABEAZANA Tovana: Famaritana ny tondro Tahan’ny tsy fahatongavana an-tsekoly Ampahan’ny mpampianatra tsy hita teo an-tsekoly tamin’ny fotoana fitsidihana tsy misy fampilazana mialoha ao anatin’ny santionana mpampianatra 10 natao antsapaka. Tahan’ny tsy fahatongavana an-dakilasy Ampahan’ny mpampianatra tsy hita tao an-dakilasy tamin’ny ora fampianarana ara-dalana tamin’ny fotoana fitsidihana tsy misy fampilazana. Raha teny ivelan’ny efitra fianarana no nampianatra ny mpampianatra dia raisina ho toy ny ao an-dakilasy izy. Faharetan’ny fotoana nampianarana isan’andro (lazaina koa hoe fotoana niasana) Fotoana atokan’ny mpampianatra ampianarana mandritra ny indray andro. Mitambatra ao anatin’ity tondro ity ny fizaram-panadihadiana telo: ny rejistry ny mpampianatra (hamaritana ny tahan’ny tsy fahatongavana), ny fizahana an-dakilasy sy ny fotoana fampianarana araka ny tatitry ny mpampianatra. Avahana ny fotoana ampianarana sy ny fotoana tsy ampianarana mandritra ny fotoana lany ao an-dakilasy. Malalaka be ny amaritana ny atao hoe “fampianarana” ka tafiditra amin’izany ny fifaneraserana amin’ny mpianatra, ny fanitsiana sy fanombanana ny asan’ny mpianatra, ny fampiasana fampiharana na fitadidiana. Fahalalana kely indrindra tokony ananan’ny mpampianatra Refesina amin’ny alalan’ity tondro ity ny fahalalan’ny mpampianatra ka fitsapa-pahalalana momba ny taranja kajy sy teny frantsay mifanaraka amin’ny fandaharam-pianarana any amin’ny fanabeazana fototra no atao amin’izany. Nanao an’ireo fitsapa-pahalalana ireo ny mpampianatra ny taranja kajy sy frantsay nampianatra ny kilasy T3 tamin’ny taon-dasa na ny kilasy T4 amin’ny fotoana nanaovana ny fanadihadiana. Hita amin’izany ny isan-jaton’ny mpampianatra mahazo naoty ambonin’ny 80 isan-jato amin’ny fanadihadiana. Naoty azo tamin’ny fitsapa-pahalalana: mandrefy ny fahalalan’ny mpampiantra sy ny naoty ankapobeny azon’ny mpampianatra amin’ny taranja kajy, frantsay sy fahaiza-mampianatra araka ny fandaharam-pianaran’ny fanabeazana fototra. Nanao ny fitsapa-pahalalana ny mpampianatra ny taranja kajy sy frantsay nampianatra ny kilasy T3 tamin’ny taon-dasa na ny kilasy T4 amin’ny fotoana nanaovana ny fanadihadiana tany amin’ny sekoly rehetra. Fisian’ny fotodrafitrasa Salanisan’ny ampahan’ny sekoly izay nahitana jiro sy fotodrafitrasa fanadiovana mandeha ara-dalana tsara. Raha faritana mazavazava kokoa dia ireto no takiana: (i) kabone mandeha tsara, madio, tako-maso tsara ary mora andehanana; (ii) hazavana ampy ao an’efitra fianarana mba ahafahana mamaky ny solaitra be avy eny amin’ny dabilio farany aoriana. Fisian’ny fitaovam-pampianarana Salanisan’ny ampahan’ny sekoly izay ahitana ireto fitaovana manaraka ireto: solaitra be azo anoratana tsara sy tsaoka, pensily sy kahie. Raha faritana mazavazava kokoa dia ireto no takiana: (i) solaitra be azo anoratana tsara sy lakre; (ii) ampahan’ny mpianatra an-dakilasy mihoatran’ny 90 isan-jato izay manana penina; (iii) ampahan’ny mpianatra an-dakilasy mihoatra ny 90% izay manana 90 isan-jato. Tahan’ny mpianatra manana boky fianarana Isan’ny boky kajy na frantsay ampiasaina amin’ny kilasy T4 nalaina antsapaka zaraina amin’ny isan’ny mpianatra ao an-dakilasy. Salanisan’ny mpianatra isam-pampianatra Salanisan’ny isan’ny mpianatra ao amin’ny kilasy T4 isam-pampianatra amin’io taona io. Ity tondro ity dia milaza ny fisian’ny mpampianatra ka mikajy ny isan’n mpianatra isaky ny mpampianatra amin’ny kilasy T4 izay nalaina antsapaka tamin’ny sekoly nandritry ny fitsidihana lakilasy. TONDRO MOMBA NY FANOLORANA FIKARAKARANA ETO MADAGASIKARA ■ FANABEAZANA 7 Momba ny fanadihadiana TFF Notanterahina tamin’ny volana May sy Jona 2016 ny fanadihadiana TFF ka nangonina tamin’izany ny fampahalalana momba ny sekoly fanabeazana fototra miisa 473, mpampianatra miisa 2 475 (mba ahafantarana ny fahatongavany any ampiasana), mpampianatra miisa 2 130 (mba anombanana ny fahalalany) sy mpianatra miisa 3 960 izay nanao fitsapa-pahalalana. Ny voka-panadihadiana dia nahazoana antsaina ny kalitaon’ny fanolorana fanabeazana fototra sy ny tontolo anaovana izany eto Madagasikara tamin’ny taona 2016. Fampahalalana amin’ny lafiny telo lehibe no entin’ity fanadihadiana ity: (i) ny ezaka ataon’ny mpampianatra sy tale; (ii) ny fahalalana sy fahaiza-mampianatry ny mpampianatra; (iii) ny fisian’ny entimiasa fototra toy ny lakre, pensily, kahie, solaitra be, fitaovam-pampianarana sy fotodrafitrasa (fisian’ny kabone, rano madio, sns). Haingana ny fihitaran’ny fanadihadiana TFF ka firenena sivy izao no efa nanatanterahana azy dia i Kenya, Madagasikara, Mozambika, Niger, Nigeria, Senegaly, Tanzania, Togo sy Ouganda. Noho izany dia azo atao ankehitriny ny mampitaha amin’ny firenena hafa ny toerana misy ny firenena iray sy ny zava-bitany. Fandaharanasa Tondro momba ny fanolorana fikarakarana (TFF) Fiombonan’antoky ny Banky iraisam-pirenena sy ny Vondrona mikaroka momba ny toekarena eto Afrika (AERC) ary ny Banky afrikana ho an’ny fampandrosoana ny fandaharanasa Tondro momba ny fanolorana fikarakarana. Ny tanjon’ity fandaharanasa ity dia ny hampivelatra sy hametraka ho fanao tsy tapaka ny fanangonana fampahalalana momba ny tondro mahakasika ny kalitaon’ny fanoloranana fikarakarana eo amin’ny firenena tsirairay ary atao amin’ny firenena maromaro sy amin’ny taona mifandimby izany. Ny tena kendrena amin’ity fandaharanasa ity dia ny hanamafy orina ny tamberinadidy eo amin’ny fanoloranana fikarakarana eto Afrika ka ny voka-panadihadiana dia ho lasa fitaovana entin’ny olom-pirenena, ny fanjakana sy ny mpamatsy vola hiadiana mba hanatsarana haingana ny fahafaha-mamaly ny filana sy ny fahombiazan’ny fanolorana fikarakarana. Raha te ahafantatra bebe kokoa ny momba ny fitaovana sy ny fahampahalalana mifandraika amin’ny fanadihadiana TFF na ny TFF amin’ny ankapobeny ianao dia jereo ny rohy: www.SDIndicators.org sy www.worldbank.org/sdi na manorata amin’ny adiresy: sdi@worldbank.org. © 2017 Banky iraisam-pirenena ho an’ny fanarenena sy fampandrosoana/Vondron’ny Banky iraisam-pirenena 1818 H Street NW Washington DC 20433 Laharana an-taroby: +1 202-473-1000 Takelaka aterneto: www.worldbankgroup.org Ity rakikevitra ity dia novokarin’ny Fandaharanasa Tondro momba ny fanolorana fikarakarana (www.SDIindicators.org; www.worldbank.org/ SDI) sy ny mpiasa ao amin’ny Banky iraisam-pirenena. Tsy voatery mitaratra ny hevitry ny Banky iraisam-pirenana, ny Filankevim-pitantanany na ireo Fanjakana voasolo tena ny filazana sy hevitra aseho ao anatin’ity rakikevitra ity. Tsy miantoka ny fahamarinanan’ny fampahalalana ao anatin’ity rakikevitra ity ny Banky iraisam-pirenena. Ny sisintany, ny loko, ny anarana sy ny fampahalalana hafa hita amin’ny sarintany ao anatin’ity rakikevitra ity dia tsy voatery maneho ny fijerin’ny Banky iraisam-pirenana ny satan’ny faritra iray ary tsy midika ho faneken’ny Banky iraisam-pirenena an’ireny sisintany ireny. Zo sy alalana Voafehin’ny zon’ny mpamorona ity rakikevitra ity. Ny Banky iraisam-pirenena anefa dia mamporisika ny fampielezana ny fahalalana ka mamela ny handikana amin’ny ampahany na amin’ny fahafenoiny ity rakikevitra ity raha tsy natao hamidy izany dika izany ary raha voalaza mazava fa nalaina avy tamin’ity rakikevitra ity izany. Alefaso amin’ity adiresy manaraka ity ny fangatahana fampahalalana momba ny zo fampiasana ity rakikevitra ity: Office of the Publisher, World Bank, 1818 H Street NW, Washington, DC 20433, United States of America, fax 202-522-2422, mailaka: pubrights@worldbank.org na sdi@worldbank.org.